Entry alamo
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tenan-javatra avy amin' ny alominioma sy potasioma manan-tsiron-tsira handatrandatra ary ampiasaina mba hampiraikitra tsara ny loko atao sora-javatra sy handiovana ny rano mikobana [Rajemisa 1985]
English translation   alum [Richardson 1885]
French translation   alun [Abinal 1888]
Origin   English: alum.

Updated on 2012/10/17