| Entry | 1 alamina |
| Root | 2 lamina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tsara lahatra, amboarina mba hirindra: Alamino ireto boky ireto
5 Karakaraina mba ho amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra rehetra: Nalaminy ny trano vao nandeha izy [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be arranged, to be set in order
[1.2] |
| Examples |
7 alamina sy diovina ny manodidina.
[2.117#]
|
| Morphology |
|
| Anagrams | alamina, 12 lamaina, 13 malaina, 14 mianala |
| Updated on 2025/09/12 |
|