Entry alalanina (alalana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona nandefasana mpanelanelana: Nalalanin' ny lehiben' ny tafika ny jeneraly nitarika ny fahavalo
Enti-milaza zavatra raharahaina amin' ny fanelanelanana: Raha tsy vita amin' ny taratasy ifandefasana io raharaha io, dia aoka halalanin' ny masoivohontsika any [1.1]
Explanations in English To be sent for or summoned through an intermediate; to be made known through another. [1.2]
Explanations in French Qu'on envoie comme messager, comme intermédiaire ; à qui on envoie un messager, un intermédiaire ; qu'on traite par un intermédiaire [1.3]
Morphology 
Present : alalanina, alalaniko, alalaninao, alalaniny, alalanintsika, alalaninay, alalaninareo, alalanin', alalanin-, alalanim-, alalani-
Past : nalalanina, nalalaniko, nalalaninao, nalalaniny, nalalanintsika, nalalaninay, nalalaninareo, nalalanin', nalalanin-, nalalanim-, nalalani-
Future : halalanina, halalaniko, halalaninao, halalaniny, halalanintsika, halalaninay, halalaninareo, halalanin', halalanin-, halalanim-, halalani-
Imperative : alalano

Updated on 2023/01/19