Entry akotso
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo] tanjomiolaka, fefiloha [Rakotosaona 1972]

Entry akotso
Part of speech noun
Malagasy definition Haingo fanao amin' ny sisin-damba, indrindra ny lamba landy, izay tenomina miaraka aminy, ka atao hoe akotso tenona, na apetaka rehefa voatenona ny lamba. (Ny akotso dia miendrika tsipika mitsoriaka milahatra, ka dimy andalana no fahita matetika, roa mainty na manga andaniny avy ary mena na vony eo afovoany, nefa misy koa ny telo ary na ny tokana aza). [Rajemisa 1985]
English definition the border of a native cloth or lamba usually having five stripes, one red or yellow in the centre, and four blue. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Derivations 
Analogy  akotso be ~ akotso dimy ~ akotso fohy ~ akotso tenona ~ akotso tokana

2009/10/18