|
|
|
|

Entry1  akotifahana
Elementary words  2 akoty, 3 fahana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 lamba, izay kofehy avy amin' ny akoty no atao fahany, ary lasoa ny tenany.
6 Tato aoriana anefa, dia nisy fiovana ny hevitry ny teny, ka natao hoe akotifahana koa
7 ny lamba natao tamin' ny lasoa (landy vazaha) ranofotsiny, ary voaravaka,
8 misy sary fatratra: ny sasany aza misoratra, misy lokiny isan-karazany.
9 Lamba tena sarobidy, fara-fihaingoana, ny akotifahana, lafo hatramin' ny ariary zato --
10 vola be dia be tamin' izany andro izany. [1.10]
11 Lamba landy izay vita tenona mihitsy ny sorany [1.1]
Explanations in French  12 coutil, tissus en soie du pays avec dessins [1.3]
Vocabulary  13  Economy: clothing
Synonyms  14 akoty

Anagrams  akotifahana, 15 fahatokiana

Updated on 2025/11/17