Entry | akoriana (koriana) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | akoraina, akoriana, anakirao, anakoray |
Updated on 2023/01/19 |