Entry akoran-javatra (akora, zavatra)
Part of speech expression
Malagasy definition Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [Rajemisa 1985]
 akora ahodina ho tonga zava-hita [SLP: Voambolana]
French definition matières premières [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Synonyms akoram-bokatra ~ akoran-draha

2009/12/09