| Entry | 1 akondro vidin' anoka |
| Elementary words | 2 akondro, 3 vidy, 4 anoka |
| Part of speech | 5 noun |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza zavatra roa samy tsara ifanakalozana ka tsy misy maty antoka na mahazo tombony, mitovy amin' ilay manao hoe: "Angady mondro sy reniakoho: izay mananda no resy". (Ny akondro sy ny ronono dia samy hanina noderain'ny Ntaolo ary nataony ho tena fiadanana ny mihinana azy: "Trano bongo misy ronono sarotra atao malahelo" ary "Raha samy voan-kanina ihany, dia aleo voan-kanina amin'ny akondro")
[1.1] |
| Explanations in English |
7 [akondrovidinanoka] The sale of one article to get money to purchase another
[1.2] |
| Updated on 2026/02/04 |
|