Entry akoariôma
Part of speech noun
Malagasy definition dobo fitaratra namboarina manokana hitovy amin'ny vita nanahary natao hiompiana sy hambolena zava-miaina mivelona anaty rano [SLP 1986]
French translation aquarium [SLP 1986]

Updated on 2020/07/31