Entry | akisaka (kisaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | akasika, akisaka |
Updated on 2023/01/19 |