Entry | 1 akiraviravy |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan' ny lavarangana ny tongotrao |
Explanations in French |
4 [1.3#335] à suspendre |
Examples |
5 [2.436#22] Ny volon’ ny renin-jaza dia randranina maro madinika eo amin’ ny isan-tokony avy, ary tovanana volo hafa, izay nahodidina imbetsaka tamin’ ny tapa-kazo madinika ka akiraviravy eo ambony maso sy eo an-dany sofina roa, izany no atao hoe «salotra», taovolo tsy fanao raha tsy amin’ ny hasoavan-jaza |
Root | 6 kiraviravy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |