| Entry | 1 akida |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antesaka] fofotr'akondro
[1.78] 4 [Tanala] akondro: Mifady akida ka miteko falafa (mifady akondro nefa manao sotrobe ny raviny) [1.78] |
| Vocabulary | 5 Botany: fruit |
| Anagrams | 6 adika, 7 akady, akida, 8 daika, daikà, 9 diaka |
| Updated on 2026/02/16 |
|