Entry | akepakepaka (kepakepaka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mikepakepaka, na miala amin' ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra itỳ varavarankely niala tamin' ny savily itỳ Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr' io antidahy banga io [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |