Entry akatroka (katroka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka
Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? [1.1]
Morphology 
Present : akatroka, akatroko, akatrokao, akatrony, akatrotsika, akatrokay, akatrokareo, akatrok', akatro-
Past : nakatroka, nakatroko, nakatrokao, nakatrony, nakatrotsika, nakatrokay, nakatrokareo, nakatrok', nakatro-
Future : hakatroka, hakatroko, hakatrokao, hakatrony, hakatrotsika, hakatrokay, hakatrokareo, hakatrok', hakatro-
Imperative : akatrohy

Anagrams 

Updated on 2023/01/19