Entry (1/3) | 1 akata |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] bozaka [Taimoro]
4 [Tanala] 5 [Tanosy] ahitra [Bara] 6 [Tanala] 7 [Tanosy] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Taimoro] vilona [Bara] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala] 8 [1.1] Lobolobona hazo madinika Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao 9 [1.13] bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana |
Explanations in English |
10 [1.2] a grass used for forage |
Explanations in French |
11 [1.13] savane arbustive 12 [1.196] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava] : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Taisaka] |
Examples |
13 Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126] 14 Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54] |
Vocabulary |
15 Botany |
Analogs | 16 ahitra, bozaka |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Entry (2/3) | 19 akata |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny |
Explanations in English |
22 [1.2] [Provincial]
rice in the husk |
Explanations in French |
23 [1.3] riz dans son enveloppe |
Vocabulary |
24 Botany 25 Economy: agriculture |
Other spellings | 26 akatatra |
Entry (3/3) | 27 akata |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 [1.78] [Tambahoaka]
akalana vay |
Anagrams | 30 akata, ataka |
Updated on 2020/07/31 |