Entry akata
Part of speech noun
Malagasy definition  [Antemoro, Tanala, Tanosy] bozaka
¶  [Bara, Tanala, Tanosy] ahitra
¶  [Antemoro] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango)
¶  [Bara] vilona
¶  [Tanala] forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Rakotosaona 1975]
 Lobolobona hazo madinika
¶ Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao [Rajemisa 1985]
 bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana [SLP 1986]
English translation a grass used for forage [Richardson 1885]
French translation savane arbustive [SLP 1986]
  [Sakalava] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina).
¶  [Taisaka]  : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Analogues  ahitra ~ bozaka
Examples 
1Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [Randriamamonjy: Tantara]
2Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [Razafiarivony: Harivolana]

Entry akata
Part of speech noun
Malagasy definition vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [Rajemisa 1985]
English translation  [Provincial] rice in the husk [Richardson 1885]
French translation riz dans son enveloppe [Abinal 1888]
Vocabulary 
Other spellings 

Entry akata
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] akalana vay [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31