Entry | 1 akasika |
Root | 2 kasika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina |
Examples |
5 hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4#] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 akasika, akisaka |
Updated on 2023/01/19 |