Entry | 1 akarina |
Root | 2 akatra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa: Akaro any ambony rihana itỳ fitoeram-boky itỳ 5 Asondrotra, asandratra: Nakarina ho jeneraly ilay kolonely tanora 6 Ampidirina aradalana ao an-trano ho vady: Nakarin-dRakoto ho vady Rasoa [1.1] |
Explanations in English |
7 to be brought up, to be fetched up; to be taken up, as words, letters, or persons from inferiors to superiors. [1.2] 8 to be lifted up [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on soulève, qu'on met plus haut, qu'on met plus haut [1.8] |
Examples |
10 Rehefa izany dia akarina ny saina. [2.508#] 11 Tsy maintsy akarina ireo fa mampahory ny madinika. [2.643#] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word akarina |
Updated on 2023/01/19 |