Entry akarenjy (karenjy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin' izay tiany: Nahoana no akarenjy etg amin' ny tanimboliko ny bibinareo? [1.1]
Explanations in English To be let loose to play [1.7]
Explanations in French Qu'on lâche pour gambarder [1.8]
Morphology 
Present : akarenjy, akarenjiko, akarenjinao, akarenjiny, akarenjintsika, akarenjinay, akarenjinareo, akarenjin', akarenjin-, akarenjim-
Past : nakarenjy, nakarenjiko, nakarenjinao, nakarenjiny, nakarenjintsika, nakarenjinay, nakarenjinareo, nakarenjin', nakarenjin-, nakarenjim-
Future : hakarenjy, hakarenjiko, hakarenjinao, hakarenjiny, hakarenjintsika, hakarenjinay, hakarenjinareo, hakarenjin', hakarenjin-, hakarenjim-
Imperative : akarenjeo

Updated on 2023/01/19