Entry akangalahy ankova (akanga, hova)
Part of speech expression
Malagasy definition ny tena be no tsy eo, fa ny saina amam-panahy miray amin' ny maro manatrika ihany [Rajemisa 1985]
English definition one whose mind is with his beloved one, wherever he himself may be. [Richardson 1885]

2009/11/07