Entry akambana (kambana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza [1.1]
Explanations in English To be joined together [1.7]
Explanations in French Qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste [1.3, 1.8]
 Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie. [1.3]
Examples 
1Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux) [1.3]
2koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa. [1.357]
3Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur) [1.3]
4Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers) [1.3]
5Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner) [1.3]
6Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis) [1.3]
7Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id. [1.437]
8Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table) [1.3]
9Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison) [1.3]
10ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra. [4.27]
Morphology 
Present : akambana, akambako, akambanao, akambany, akambantsika, akambanay, akambanareo, akamban', akamban-, akambam-, akamba-
Past : nakambana, nakambako, nakambanao, nakambany, nakambantsika, nakambanay, nakambanareo, nakamban', nakamban-, nakambam-, nakamba-
Future : hakambana, hakambako, hakambanao, hakambany, hakambantsika, hakambanay, hakambanareo, hakamban', hakamban-, hakambam-, hakamba-
Imperative : akambano
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19