Entry aiza ho aiza
Elementary words aiza ; ho
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo [1.1]
Explanations in English Whereabouts (is it)? [1.2]
 aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare? [1.7]
Explanations in French aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela? [1.8]

Updated on 2023/01/16