|
|
|
|

Entry1  aiza ho aiza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo
Explanations in English  4  [1.2] whereabouts (is it)?
5  [1.7] aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare?
Explanations in French  6  [1.8] aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela?
Elementary words  7  aiza, ho

Updated on 2024/12/07