Entry aingitraingitra (aingitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [1.1]
Explanations in English Capricious desires [1.7]
Explanations in French Désirs capricieux, caprices [1.8]
Examples Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 

Updated on 2023/01/19