Entry aingitraingitra (aingitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [Rajemisa 1985]
English definition capricious desires [Hallanger 1973]
French definition désirs capricieux, caprices [Hallanger 1974]
Examples Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [Andraina: Mitaraina]
Vocabulary 
Derivations 

2013/09/18