|
|
|
|

Entry1  ahosy
Root  2  hosy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho
Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo
Examples  5  Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298#]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Anagrams  11  ahosi, ahosy, haosy, hasoi, hosai, sahio, saiho, saohy, siaho

Updated on 2023/01/19