|
|
|
|

Entry1  ahosy
Root  2 hosy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho
5 Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1]
Examples  6  Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11 aomby ahosy

Anagrams  ahosy, 12 haosy, 13 Hosay, 14 sahio, 15 saiho, 16 saohy, 17 siaho

Updated on 2025/11/09