Entry | 1 ahohoka |
Root | 2 hohoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Afotitra ka ny vavany no atao ambany: Ahohofy ny siny rehefa tsy misy rano Enti-milaza olona semporina amin' ny fampandriana azy tsy mitsilany fa ny kibony no atao ambany mandry: Taloha nahohoka ny zaza teraka alakaosy Alentika ao anatin' ny fahoriana: Nahohony tamin' ny fisotroan-toaka ny fianakaviany |
Explanations in English |
5 [1.7] to be laid with the face or opening down |
Explanations in French |
6 [1.3] à mettre l'ouverture en bas à plonger dans la misère, enfant qu'on étouffe (en le tenant le visage dans l'eau) 7 [1.8] qu'on renverse, qu'on tourne avec l'ouverture en bas; qu'on met avec la bouche en bas |
Examples |
8 hahohokao angaha ny fianakavianao no tsy mamboly vary hianao? (vous voulez donc plonger votre famille dans la misère en ne plantant pas de riz?) [1.3] 9 Tsy misy manao soa hoatra ny vilany, fa raha lany ny ao anatiny, ahohoky ny olona. [2.558] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ahohoka |
Anagrams | 14 ahohoka, hahaoko |
Updated on 2023/01/19 |