Entry | ahodidina (hodidina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao manodidina, manapitra ny sisin-javatra iray ivelany rehetra: Nisy hady nahodidina ny tanàna taloha mba tsy hahafahan' ny fahavalo miditra ~ Ahodidino ny valahanao itỳ lamba itỳ [1.1] | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/19 |