Entry ahoatra (hoatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1]
Explanations in French à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3]
Examples ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. [2.48]
Morphology 
Present : ahoatra, ahoatrako, ahoatranao, ahoatrany, ahoatrantsika, ahoatranay, ahoatranareo, ahoatr', ahoa-, ahoatry
Past : nahoatra, nahoatrako, nahoatranao, nahoatrany, nahoatrantsika, nahoatranay, nahoatranareo, nahoatr', nahoa-, nahoatry
Future : hahoatra, hahoatrako, hahoatranao, hahoatrany, hahoatrantsika, hahoatranay, hahoatranareo, hahoatr', hahoa-, hahoatry
Imperative : ahoary, ahoaro

Anagrams 

Updated on 2020/07/31