Entry (1/2) | 1 ahitsy |
Root | 2 hitsy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto |
Explanations in French |
5 [1.3#253] qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige |
Examples |
6 Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245#71] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 ahitsy |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.10#A.95] ahitra [Tanosy]
|
Explanations in French |
14 [1.196] Équivalent de ahitra [Tanosy]
|
Vocabulary |
15 Botany |
Anagrams | 16 ahitsy, atsihi, itsiha, sitahy, tsiahi, tsiahy |
Updated on 2021/04/08 |