Entry ahitsaka (hitsaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha [1.1]
Morphology 
Present : ahitsaka, ahitsako, ahitsakao, ahitsany, ahitsatsika, ahitsakay, ahitsakareo, ahitsak', ahitsa-
Past : nahitsaka, nahitsako, nahitsakao, nahitsany, nahitsatsika, nahitsakay, nahitsakareo, nahitsak', nahitsa-
Future : hahitsaka, hahitsako, hahitsakao, hahitsany, hahitsatsika, hahitsakay, hahitsakareo, hahitsak', hahitsa-
Imperative : ahitsaho
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05