Entry | 1 ahiratra |
Root | 2 hiratra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sokafana (maso) |
Explanations in English |
5 [1.7] to be opened wide (of the eyes) |
Explanations in French |
6 [1.3] à écarquiller 7 [1.8] être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux) |
Examples |
8 ahirato ny masonao. [1.1] 9 ahiratra tsara ny maso. [2.499] 10 Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: [2.48] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ahiratra |
Anagrams | 16 aharatry, ahiratra, haraitra, hariatra, hirarata, hitarara |
Updated on 2023/01/19 |