|
|
|
|

Entry1  ahintsana
Root  2  hintsana
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
Sivanina: Ahintsana ny fasika
(famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa
Explanations in English  5  [1.7] to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair
Explanations in French  6  [1.8] qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux
Examples  7  ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word ahintsana

Anagrams  13  ahintsana, anantsiha, anatsihan, anitsahan, hantsaina, hasantany, hiantsana, nahatsany, nanatsiha, nanitsaha, natsahany

Updated on 2023/01/19