|
|
|
|

Entry1  ahilika
Part of speech  2  passive verb
Explanations in French  3  [1.196] [prononciation locale pour ahirika] avec quoi l'on sonde, l'on recherche à percer les idées
Examples  4  [4.27] Raha niombonana ny hevitra fa fisainana tsy maintsy ahilika ny famotsoran-keloka, dia samy nanana ny azy kosa ny momba ny vahaolana natolotra hoenti-miady aminy.
Root  5  hilika

Anagrams  6  ahilika, hailika, halikai, hikalia, hilaika, hiliaka

Updated on 2025/02/02