|
|
|
|

Entry1  ahifika
Root  2  hifika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin' ny sandriny ka nahifiny terỳ
Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy
Explanations in English  5  [1.7] to be shaken, to be shaken off
Explanations in French  6  [1.8] qu'on rejette d'une manière brusque, qu'on repousse
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  ahifika, fihaika, fihiaka, fikaiha, hifaika, hifiaka

Updated on 2023/01/05