|
|
|
|

Entry1  ahiahiana > ahihina
Root  2  ahiahy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in French  4  en qui on ne peut avoir confiance (pour ahiaHIana ) [Tanala] [1.6]
Examples  5  ary ny vavanareo ihany no milaza fa misy fahavalo ahihina. [2.587#]
6  Tahaka ny manonofy tsy matory isika, raha ireo no ahihina hoe hisaraka. [2.346#33]
Other spellings  7  ahiahiana

Anagrams  8  ahihina, haihina