Entry ahatsapana (tsapa)
Part of speech relative verb
Examples 
1ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra. [2.470]
2Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao [2.471]
3Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany. [2.472]
Morphology 
Present : ahatsapana, ahatsapako, ahatsapanao, ahatsapany, ahatsapantsika, ahatsapanay, ahatsapanareo, ahatsapan', ahatsapan-, ahatsapam-, ahatsapa-
Past : nahatsapana, nahatsapako, nahatsapanao, nahatsapany, nahatsapantsika, nahatsapanay, nahatsapanareo, nahatsapan', nahatsapan-, nahatsapam-, nahatsapa-
Future : hahatsapana, hahatsapako, hahatsapanao, hahatsapany, hahatsapantsika, hahatsapanay, hahatsapanareo, hahatsapan', hahatsapan-, hahatsapam-, hahatsapa-

Updated on 2020/07/31