|
|
|
|

Entry1  ahataka
Root  2  hataka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay?
Explanations in English  5  [1.2] used of the things that are to be made separate.
6  [1.7] to be separated from something
Explanations in French  7  [1.8] qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte
Examples  8  fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2023/01/19