Entry | 1 ahanta |
Root | 2 hanta |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ahanta, antaha, atahan, hataña, hatana, nahata, nataha, tahana |
Updated on 2023/01/05 |