Entry ahanta (hanta)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely [1.1]
Morphology 
Present : ahanta, ahantako, ahantanao, ahantany, ahantantsika, ahantanay, ahantanareo, ahantan', ahantan-, ahantam-
Past : nahanta, nahantako, nahantanao, nahantany, nahantantsika, nahantanay, nahantanareo, nahantan', nahantan-, nahantam-
Future : hahanta, hahantako, hahantanao, hahantany, hahantantsika, hahantanay, hahantanareo, hahantan', hahantan-, hahantam-
Imperative : ahantao

Anagrams 

Updated on 2023/01/05