Entry ahandroina (handro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jereo handroina [1.1]
Explanations in French Qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Examples 
1Ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356]
2Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606]
Morphology 
Present : ahandroina, ahandroiko, ahandroinao, ahandroiny, ahandrointsika, ahandroinay, ahandroinareo, ahandroin', ahandroin-, ahandroim-, ahandroi-
Past : nahandroina, nahandroiko, nahandroinao, nahandroiny, nahandrointsika, nahandroinay, nahandroinareo, nahandroin', nahandroin-, nahandroim-, nahandroi-
Future : hahandroina, hahandroiko, hahandroinao, hahandroiny, hahandrointsika, hahandroinay, hahandroinareo, hahandroin', hahandroin-, hahandroim-, hahandroi-
Imperative : ahandroy
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19