Entry | ahahy (hahy) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Apetraka mivelatra amin' ny toerana azon' ny masoandro mba ho maina: Ahahazo tsara ny lambanao sao tsy misy hoentinao rahampitso [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Used in speaking of something dried in the sun. [1.2] | ||||||||
To be dried in the sun [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Qu'on sèche au soleil [1.8] | ||||||||
Examples | Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ahahy | ||||||||
Anagrams | ahahy, hahay, hahia |
Updated on 2023/01/19 |