|
|
|
|

Entry1  ahahaka (hahaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Aparitaka: Aza ahahaka ny vary
4  Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany
5  Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy
6  Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1]
Explanations in English  7  to be scattered
8  fig. to be vilified, to be reproached. [1.2]
9  to be scattered [1.7]
Explanations in French  10  qu'on répand, qu'on éparpille [1.8]
Examples  11  Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka; [2.436#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word ahahaka

Updated on 2023/10/18