Entry afondolo afonangatra (afo, lolo, angatra)
Part of speech expression
Malagasy definition teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [Ravelojaona: Firaketana]
 teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [Rajemisa 1985]
French definition avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [Abinal 1888]
Quotes 

2016/05/17