| Entry | 1 afondolo |
| Elementary words | 2 afo, 3 lolo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo
[1.1] |
| Explanations in English |
6 [afon-dolo] The Ignis fatuus
[1.2] |
| Explanations in French |
7 feu follet
[1.3] |
| Synonyms | 8 afonanahary, afonangatra, afonnymatoatoa |
| Updated on 2026/02/04 |
|