Entry | afofoka (fofoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra ~ Nafofony tamin' ny loka ny fananany ~ Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be beaten [1.2] | ||||||||
Explanations in French | à battre, à précipiter Figuré: qu' on vend ou qu’on dépense totalement, qu’on rafle: Nafofony tao ala-trano ny kidorony (Il a jeté sa paillasse hors de la maison) ~ Nafofony ny taniny rehetra (Il a vendu toutes ses terres) ~ Nafofony tamin’ ny toaka ny fananany rehetra (Il a dépensé toute sa fortune en buvant du rhum) ~ Nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra (Les voleurs ont raflé tout ce qu'il avait dans la maison) [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word afofoka | ||||||||
Updated on 2023/01/19 |