Entry afobe
Elementary words afo ; be
Part of speech noun
Explanations in English A children's game, but not with fire. [1.2]
Vocabulary 

Entry afobe
Elementary words afo ; be
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
Toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [1.1]
Explanations in French Enfer [1.3]
Examples 
1Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [2.470]
2Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [2.472]
3Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [2.996]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : afobe, afoben'

Anagrams 

Updated on 2023/12/08