|
|
|
|

Entry1  afiafy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1]
4  hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Explanations in English  5  a tree [Sakalava] [1.2]
Explanations in French  6  (du malais api-api).
7  Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka] [1.196]
8  Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] [Tanosy]
Vocabulary  9  Botany: tree
Scientific name 

Anagrams  11  afiafy, faifay

Updated on 2023/02/21