Entry afelika (felika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto [1.1]
Explanations in English To be made to turn round upon some one or something. [1.2]
Morphology 
Present : afelika, afeliko, afelikao, afeliny, afelitsika, afelikay, afelikareo, afelikan', afelikan-, afelikam-
Past : nafelika, nafeliko, nafelikao, nafeliny, nafelitsika, nafelikay, nafelikareo, nafelikan', nafelikan-, nafelikam-
Future : hafelika, hafeliko, hafelikao, hafeliny, hafelitsika, hafelikay, hafelikareo, hafelikan', hafelikan-, hafelikam-
Imperative : afeleho
Synonyms asafelika

Anagrams 

Updated on 2023/01/19